|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ala fady
Singan-teny  2 ala, 3 fady
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ala misy fasana na toerana masina tsy azo diavina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 A grove in which there are graves, and thus is forbidden ground. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 (de fady = sacré, interdit) reliques forestières, protégées de la destruction par les interdits religieux.. [1.196]
Voambolana  8  Haizavamaniry

Teny iditra (2/2)9  ala fady
Singan-teny  10 ala, 11 fady
Sokajin-teny  12  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  13 Vola omena ny mpandevina; vola na zavatra zaraina amin' ny olona nandray anjara tamin' ny fandevenana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 A present of beef or money from the chief mourner at a funeral to those attending the ceremonies connected with the afana.. [1.2]
Ohatra  15  Dia natao ny fombam-pandevenana izay fanaon'ny tany aloha, vola omena ny isan-karazana izay atao hoe : "alafady" ariary no natao tamy ny io. [2.59#]

Fivaditsoratra  16 ala fady, 17 faladia, 18 fiadala

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12